⚪ QUANTUM PHYSIQUE et MANIFESTATIONS

Ity vidéo ity dia tsy vidéo tsotra. Fa hampafantatra anao

Manomboka anio, tsy olona maniry sy mino fotsiny intsony ianao. Lasa mpamorona ny réalité-nao ianao, mpanatanteraka, ary tompon’andraikitra feno amin’ny fiainanao.

https://youtu.be/I0SI-64QIx8?si=XStYG5bmcFVX5UVy

Raha mahatsapa ianao amin'izao fa :

Ka te hiditra lalindalina kokoa sy hafantatra n'y secret hampiarina malaky amin’ny fiainanao dia natao ho anao ito :

⬇️⬇️⬇️

PROGRAMME TAFATSANGA

25c7e014-258b-401e-bec7-1f4821addbc7.jpeg

TAFATSANGANA dia fampianarana sy accompagnement lalina natao ho an’ny Malagasy rehetra izay mahatsiaro reraka, very lalana, voafandriky ny tahotra, ny tsy fahampiana ary ny fiainana anaty survie na miankina fotsiny amin'ny kisendrasendra.

Amin'ny alalan'ny tantarako sy ireo paikady mivaingana, hampianariko anao ny calibration d’identité.

Hianatra ny handrafitra indray ny sainao ianao mba hialanao amin'ny fiankinan-doha ka hidiranao amin'ny fahaleovan-tena feno sy ny fahefanao tanteraka.